Tantara mikasika ny Tanora tamin'ny Jona, 2017
Chile: Mpianatra Mitoraka Rano Ny Tavan'ny Minisitry Ny Fanabeazana
Leon'ny famoretana sy ny fanagadrana mpandray anjara amin'ny fihetsiketsehana manohitra ny Lalàna Vaovao momba ny Fanabeazana (LGE) sy ny daroka ary ny fanararaotana ataon'ny miaramila amin'izy ireo mandritra ny fihetsiketsehana ny mpianatra ao Chile,
Ny Arabo Saodiana Sy Ny Fiarany
Ny fiara nanaovana fanamboarana mba hanana endrika tena miavaka amin'ny hafa, ny fifaninanan'ny fiara mandeha mafy mampidi-doza sy ny fampisehoana mampivarahontsana eny amin'ny lalambe avy any Arabia Saodita
Sary: Fandehandehanana any Afrika Avaratra
"Nandany vola tamin’ny fividianana fitaovana fangalana sary raitra ny ekipa, mba hahafahantsika mampitombo ny isa sy ny hatsaran'ny sary mandravaka ireo lahatsoratsika."
Shina : Miteraka “Fihazàna Trozona” Ny Saritaka Avy Amin'ilay Lalao Rosiana Famonoantena Amin'ny Aterineto
Tohizan'ireo mpomba ny governemanta ny fanentanana amin'ny fanakànana ilay lalao , ary efa lasa lavitra ny sivana amin'ny aterineto.
Asongadin'ny Lahatsarinà Vehivavy Somalianina Ampijaliana Ny Loza Atrehin'ireo Mpitsoaponenana Ho Any Eoropa
''tena tohina tanteraka aho nahita ny lahatsariny ka tena tsy vitako na ny manazava izany aza. Tsy misy olona na dia iray aza mendrika ny hatao toy ireny na inona na inona zava-bitany.''
Mitombo Any India : Mifampitantara Amin'ny Lahatsary ireo Tanora
ity lahatsary farany avy amin'ny Noida Public School any Delhi ity dia manome antsika fomba fijerin-dehilahy, ary manadihady ny mahatonga ny fifohan'ny adolantsento sigara ho vokatry ny olana any an-trano sy ny fitaoman'ny namana.
Nahazo Ny Lokan'ny Human Rights First i Nora Younis Bilaogera Egyptiana
Nahazo ny Annual Human Rights Award ilay bilaogera Egyptiana sady mpikatroka mpiaro ny zon'olombelona Nora Younis.
Libanona : Mafana Fo Nanakorontana Ny Fivoriana Niarahana Tamin'ny Mpanao Politika Sy Nitaky Endrika Ara-politika Tsaratsara Kokoa
"Tianay nolazaina tamin-dry zareo " Maimbo ianareo, efa lany daty ... nangalarinareo amin'ny alàlan'ny tsy famelanareo azy hifidy ny zon'ny vahoaka
Ny Antony Anoheran'ny Dokotera Sy Ny Mpianatra Ny Sekoly Tsy Miankina Hany Fianarana Ho Dokotera Any Sri Lanka
"Ho hita eo raha mbola hanohy hanaisotra ny zon'ny tanorantsika hanaraka fampianarana tsy miankina ho dokotera any Sri Lanka ireo Dokotera 'Mafia'"
Afrika: Eritreritra Fahavaratra (Hevitra Avy Amin'ny Renim-pianakaviana)
Firy taona no tokony hanomboka handrisika ny fangoraham-po sy hanome ho an'ny ankizy isika? Tohina i Isabella indray andro, raha tonga tao an-trano avy eny amin'ny toby ny zanany vavy ary nilaza taminy renibe izy (Isabella).