Tantara mikasika ny Tanora tamin'ny Jona, 2016
Tsy Tsara Fiafara ny Romeo Sy Juliette-n'i Tajikistana
Tantara iray hafa momba ny loza tao amin'ny firenen'i Azia Afovoany izay toa mamokatra izany matetika noho ny ankamaroany.
Mitaky ny “Fanatsaharana Ny Fankahalana Ary Hampanjaka Ny Fitiavana” Ny Diabem-Pireharehana Ao Manila
"Amin'ity taona ity, mila ny rehetra izahay mba hiaraka hoavy sy hampandroso ny fampielezankevitra ho an'ny fitiavana. Miantso ny Filipiana rehetra izahay mba hamela ny fitiavana hiditra ao an-tranony, ho ao amin'ny fiarahamonina, sy ny firenena iray manontolo."
Miresaka Fahalalaham-Pitenenana Amin'ny Alalan'ny Mini-Video Ny Tanora Makedoniana
"Ny zava-dehibe tokony ho takatry ny tanora dia ny tsy hamelanao azy ireo hikombom-bava, amin'izay fomba hanaovanao azy."
Miteny An'ireo Mpitsikera Ny Fanambadian'Ankizy Any Trinité & Tobago Ny Mpitarika Fivavahana Hindo Hoe ‘Ny Raharahanareo iasàna Saina’
"Izany mihitsy no karazana hevitra izay, raha avela kely fotsiny hihitatra ao an-dohanao, mahalasa adala.."
Ndeha Hitaingina Làkana Hitety Ny Amazòna Miaraka Amin'ireo Tanora Sarayaku Mpilalao Baolina Kitra

Isankerinandro, tsy maintsy mitety ny Renirano Bobonanza mandritry ny ora enina ireo tanora Sarayaku ao amin'ny faritra Amazona Ekoatoriana mba hanao lalao baolina kitra. i Eriberto Gualinga, Sarayaku mpamokatra sarimihetsika no mitondra anao ho amin'izany dia izany.
Trinidad Sy Tobago: Miverina Mandinika Ny Lalànan'ny Fanambadiana Taorian'ny Tosika Hanekena Fa Fanararaotana Ny Fanambadian'Ankizy
Fiarahamonina iray ahitana fifanoheran-kevitra i Trinidad sy Tobago: nekena vao tsy ela akory ho 16 hatramin'ny 18 taona ny taona ara-dalàna ahazoana miditra eo amin'ny sehatry ny firaisana ara-nofo, na misy lalàna iray hafa momba ny fanambadiana milaza zavatra hafa mihitsy aza.
Zanj Radio: Onjam-peon'ny Mozika Antserasera Ao Jamaika Miaraka Amin'ny Hafatra Ara-tsosialy
"Tsy vondrona media iray hafa fotsiny ity. Fa vahaolana."
‘Tsy Dera Izany’ Fanentanana ao Goiana Mampiasa Tantara Manokana Hiadiana Amin'ny Fanorisorenana An-Dalambe
"Heveriko fa iankinan'ny ain-dehibe ny fanajana ny vehivavy ary manomboka amin'ny fifandraisana andavanandro izany."
Manampy Hampaharitra Ny Herisetra Ao Afghanistàna Ve Ny Media Sosialy?
" Tsy hoe mandrangitra ireo fianakavian' [ireo tradoza] fotsiny, ireo mizara sary feno rà ireo, fa koa manampy tsy amin-tsitrapo ny Talibàna amin'ny fampielezankeviny."
Manambatra Ny Fikarakaràna Zaridaina Sy Fihiràna Hip Hop Ny Tanànan'i Kolombià Mba Hamelomana Indray Ny Vondrom-piarahamonina
Ao amin'ny iray amin'ireo faritra mahantra indrindra any Kolombià, mihira ny olona ary miaraka mamboly fahatsiarovana sy miezaka amin'ny fahavitantenan'ny vondrom-piarahamoniny.