Tantara mikasika ny Tanora tamin'ny Septambra, 2008
Shina: Misedra olana ny “Vita avy any Shina”
Tsy mitsaha-mitombo isan’andro ny hatezerana vokatr’ilay vovo-dronono voapoizina. Ankoatry Sanlu (三鹿), ny fandraharahàna ankapobeny misahana ny fanaraha-maso ny kalitao, ny Fitsirihana ary ny Fisorohana eto amin’ny Repoblika Entim-bahoakan’i Shina koa...
Iran : Ahmadinejad sy ny Zava-mahadomelina
Araka ny lazain'i Emroozema [Fa], mpitoraka blaogy avy ao Iran dia 600000 ihany no nolazain'ny Filoham-pirenena Iraniana Mahmoud Ahmadineja fa marary noho ny fidorohana zava-mahadomelina ao Iran. Araka ny voalazan'ny...
Shina sy Taïwan : Hatezerana vokatry ny vovo-dronono voapoizina vita avy any Shina
Ireo vokatra vovo-dronono, novokarin'ny vondron'orinasa Sanlu (三鹿) avy any Shina, dia tsikaritra fa voapoizina tamin'ny alalan'ny melamine taorian'ny nahitàna fa zaza an-jatony no narary tratry ny vato any amin'ny voa...
Fifaninanan-dahatsarin'ny Banky mondialy – Traika sosialin'ny fiovaovan'ny toetr'andro.
Nanao antso ho fanatevenana lahatsary fanadihadiana fanadihadiana 2 – 5 minitra maneho ny karazana sy ny fiantraikan'ny fioavaovan'ny toetr'andro tsy amin'ny fotoany. Amin'ny 24 oktobra 2008 ho avy izao no...
Ezypta : Miarahaba tonga soa ny volana masin’ny Ramadany
Ny volana masin’ny Ramadany, nanomboka ny Alatsinainy teo, dia manana ny tsirony manokana any Azypta, ka noravàhana hifanaraka amin’izany ny lalàm-be rehetra.Mpitoraka blaogy iray no maneho ny lokony sy mitondra...