Tantara mikasika ny Tanora tamin'ny Avrily, 2008
Shina: Mpampianatra amerikana voadaroka
Nosoratan'i Tia an'i Hunan ao amin'ny Zhuzhouwang ny mikasika ilay mpampianatra Amerikana nodarohan'ny mpianatry ny sekoly ambaratonga faharoa[zh] teo an-tokotanin'ny Carrefour tany amin'ny distrikan'i Hunan Zhuzhou tamin'ny 20 avrily. Manana...
Israely : Ny fampiasan'ny tovovavy finday amin'ny fiarahan'olon-droa
Milalao Afo : Ny fampiasan'ny tovovavy palestinianina any Israely Finday [ANG – PDF] [Playing With Fire: On the domestication of the mobile phone among Palestinian teenage girls in Israel] no...
Isiraely: Voka-pikarohana momba ny fampiasan'ny sipa Palestiniana finday hifanaovana fotoana
Milalao afo? izany no ataon'ny adolantsento vavy palestiniana raha manaiky omen'ny sipany finday izy, ary tsy maintsy manafina izany amin'ny ray aman-dreniny sy ny fianakaviany, voka-panadihadiana vaovao no indro velabelarin'i...
Egypta:Ny tantaran'i Sounilla
Zava-bitika ihany no mba hain’i Sounilla, mpianatra Amerikanina, hoe anaty inona ary izy izany no mizotra raha nahita mpianatra roa avy amin’ny anjerimanontolo misy azy nijoro teo afovoan’ny Cairo Square...
Arzentina : Mpianatra sekoly ambony mampiasa lahatsary aseho aterineto hitaterany ny olana mianjady aminy
Te-hisintona ny mason’ny famoaham-baovao[es] hilazany ny olana mahazo azy ny mpianatry ny sekoly ambony arzantina tamin’ny fametrahana lahatsary tao amin’ny YouTube : mila trano lehibe afaka ianarana ry zareo. Amin’izao...
Bahreïn: tokony hisaron-doha ve ny tovovavy?
Tsy ela akory izay dia nijery fanehoan-kevitra mahakasika ny olàn’ny mpandeha an-tongotra. eto Bahrein, ny fomba fisainana tsy mandroso anànan’ny tanora Bahraini, ny tsindry (fanerena) mianjady amin’ireo tovovavy momba ny...
Zimbaboe : Raha mba nahazo nifidy ireo ankizy
If only kids could vote then Mugabe would have been really beaten “Raha mba nahazo nifidy ireo ankizy dia ho tanteraka ny fandresena an'i Mugabe” Hoy ny mpiara dia amiko,...
Eoropa atsimo atsinanana, Rosia: Ady, Fandriampahalemana ary tantara ifampizarana
Vladikavkaz renivohitry Ossetia Avaratra any Rosia, nametraka a baoritra kisarintsoratra amin'ny teny Rosiana izay ho sarotra tanterahina any Kaokazy avaratra ny mpampiasa ny LJ alan-tskhurbaev: Kosovo is Serbia! Kosovo...
Jordana: Inona no famakin'ny zanatsika?
“Inona no famakin'ny zanatsika ?” hoy Batir Wardam jordaniana (Ar) manontany, nanoloana ny fangatahan'ity zazavavy iray naniry hividy bokin'ankizy tao amin'ny toeram-pivarotam-boky iray kanefa nodian-dreniny fanina fotsiny. Nandritry ny naha...