Tantara mikasika ny Voina tamin'ny Oktobra, 2017
Kiobà: Ireo Niharam-boina Noho i Irma tao An-tanànan'ireo Tafiodrivotra
Ao Camagüey, mandalo ireo tafiotra, ireo niharam-boina kosa mitoetra. Nomen'i Irma azy ireo taorian'ny tafiodrivotra izay namely azy ireo ny 29 aogositra 2017 ny kapoka farany.
‘Rivo-doza Mahery’ Mandrahona An'i Japana, sy ny Fifidianana Japoney
"Rivo-doza mahery"--mitovy amin'ny tafiodrivotra (hurricane) sokajy 5- no mandrahona an'i Japana sy ny fifidianana ankapobeny ao amin'ny firenena.
Shina: Ao Beijing Ireo Pandas Olaimpika
Toa miasa ao amin'ny Valan-javaboary Wolong ao Wenchuan, Sichuan, izay ivon-toeran'ny horohorontany tamin'ny volana lasa teo ilay bilaogera EastIsRed66 ao amin'ny sehatra famahanana bilaogy Sina.com ..........
Filipina: Ilay Rivodoza Tonga Lafatra
Rivodoza mihoatra ny roapolo no miditra ao Filipina isan-taona. Fa ny rivodoza mahery Milenyo (anarana iraisam-pirenena: Xangsane) izay vao avy namely ny faritra avaratry ny firenena dia nahatohina ny olon-drehetra niaraka tamin'ny herisetrany sy ny halehiben'ny fahavoazana navelany. Simba tanteraka i Metro Manila.
India : Ireo Mafàna Fo Ambaniana Manadio An'i Mombai
"...Te-hanontany ity fitondrana ity aho, moa ve ny fahadiovan'ny làlana ihany no tena zava-dehibe ? Ahoana ny amin'ireo olona izay manao izany asa izany ?”