Tantara mikasika ny Voina tamin'ny Novambra, 2007
Borkina Fasô : Tsy hisy ny kere saingy mbola marefo ireo mpamboly
Ny mpiblaogy Ramata Sore dia mitatitra ny tsy fitovian-kevitra mipetraka amin'ny Governemanta sy ireo mpamboly mikasika ny tahan'orana [pluviométrie] any Borkina Fasô : « Lors d’une conférence de presse, le ministre d'Etat, ministre de l'Agriculture, de l'Hydraulique et des Ressources halieutiques a affirmé que la campagne agricole 2007-2008 serait excédentaire...
Kôngô (RDK) : Izany no hoe tsy nampoizina
Ny blaogy Extra Extra dia mizara ny fomba fijeriny mandritra ny dia mitondra azy niverina any Kôngô : « I’m still reeling from returning to Congo to find Kinshasa flooded (for want of a bookshelf our library was lost), our neighbourhood hit by up to four power-cuts a day (candle...
Kenya : Tahirim-bola ‘tsinjo vodiandro merika’ hoan'ny tontolo iainana
Mba hiarovana ny fahambangana mety hitranga nohon'ny fihenan'ny fidirambolan'ny fizahantany, ny mpiblaogy Richard Leakey dia manolotra soso-kevitra ny hamoronana tahirim-bola mba ahafahana mitsinjo “vodiandro merika” ny tontolo iainana : « This tourism revenue is both a short term boon and a long term risk. Tourism is notoriously fickle and prone to external threats. For...
Nizeria : Mipetraka ireo fanontaniana taorian'ny lozam-pifamoivoizana izay nandraisan'ny fiarabe mpitatitra solika anjara
Ny blaogy Grandiose Parlor dia mitsikera ny toe-draharaha mahatonga ny lozam-pifamoivoizana izay nandraisan'ny fiarabe mpitatitra solika anjara tany Lagos : « How long will people keep getting their lives snuffed out and suffer the most agonizing deaths because our national infrastructural system is in shreds and our social values and...
Tshady : Fahafaham-baraka ateraky ny fanaganan-jaza ataon'ny ONG Frantsay iray
Ry Sambo fiaran'i Zoé, « manempotra ahy ny fitiavanao ! » Ny blaogin-dRaprezy! [Le blog du Prési!] izay diam-penina mpiblaogy Kameroney iray miteny Frantsay dia mamoavoafy mikasika ny fahafaham-baraka vao tsy ela, izay nateraky ny fihetsika nataon'ny ONG Frantsay iray izay nitetika ny hanavotra ankizy miisa 103 izay avy any...
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...