Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

· Novambra, 2020

Tantara mikasika ny Voina tamin'ny Novambra, 2020

Lasa fanampiana ho an'ny traboinan'ny tondradrano vokatry ny rivodoza ny fampidirana “fahana” amin'ny finday any Filipina

Iharan'ny tondradrano vokatry ny rivodoza mahery any Filipina, indrindra ny nosy avaratr'i Luzon. Ato anatin'ity zava-mitranga ity, lasa endrika fanampiana ho an'ny voina ny fanomezana "fahana finday"

Mirongatra ny doro tanety any Arzantina noho ny tombontsoa ara-toekarena 

"May ny firenena noho ny fihariana goavana ara-pambolena sy ny fitadiavan-tombontsoa tafahoatra amin'ny asa fanorenana. Any amin'ny toerana misy afo, androany no misy fambolena saozaha sy milina vonona amin'ny fanamboarana".