Tantara mikasika ny Voina tamin'ny Febroary, 2016
Ny Fomba Fiatrehan'ireo Mponin'i Myanmar Ny Fiakaran'ny Maripàna Nateraky Ny El Niño
Miteraka tsy fahampiana rano sahady ao Myanmar ny El Niño. Jereo ny fomba ataon'ireo mponina hiatrehany ny fiakaran'ny maripàna.
Faha-50 Taonan'ny Nidabohan'ireo Baomba Nokleary Amerikàna Tao Espaina
Ny 17 Janoary lasa teo, nankalazaina ny faha-50 taonan'ny tranga iray tsy dia misy mahafantatra loatra ivelan'i Espaina.