Tantara mikasika ny Voina tamin'ny Marsa, 2017
Mitomany Zazavavy Am-polony Maty Tao amin'ny Akany Kilasimandry iray i Goatemalà
"Aolan-dry zalahy ry zareo, ataony tsinontsinona ary rehefa manohitra, dia dorany velona. Ny fanjakan-dehilahy, ny fanavakavahana sy ny fanasokajiana no namono azy ireo ary isaky ny mipoaka ny masoandro, mamono azy ireo ny tsy firaharahiana."
Fampitan-kafatra Ho An'ny Daholobe Mahavariana, Mahatehotia Nataon'ny Minisiteran'ny Hamehana Belarosiana

Namokatra fampisehoana sarimiaina ny Minisitera Belarosiana miandraikitra ny fitantanana ny loza sy ny hamehana nasionaly. Manasongadina biby amin'ny endrika Looney-Toons tra(doza ny andian-tantara ary mampianatra ny ankizy ho lavitry ny loza.