Tantara mikasika ny Voina tamin'ny Oktobra, 2007
Kôngô (RDK) : Tsy iny lozam-piaramanidina tany Kinshasa iny no « ho farany »
Du Cabiau à Kinshasa, dia blaogina Belza monina any Kôngô (RDK) ary toy izao no zavatra notateriny momba ilay lozam-piaramanidinina izay vao nitranga tamin'iny herinandro lasa teo iny tany Kimbanseke, izay kartie isan'ny mahantra...