Tantara mikasika ny Voina tamin'ny Oktobra, 2012
Taorian'ny Horohorontany, Nanangana Gazetim-Paritra Ny Olo-tsotra Ao Japana
Zara fa misy mahalala ny voka-dratsin'ny ‘Horohorontany lehibe tao Atsinanan'i Japan’ (fantatry ny iraisampirenena ho horohorontanin'i Japana 2011) tao Otsuchi, tanàna kely ao amin'ny prefektioran'i Iwate. Tsy dia fantatra izany noho ny fikatonan'ny gazety ao an-toerana tamin'ny taona 2011 noho ny fahasimbana nateraky ny horohorontany, tsunami sy ny afo. Ankehitriny, nahomby ny fanentanana...
Rosia: Resa-pinoana & Famonoana Ny Masoivoho Amerikana
Ho setrin'ireo fanafihana masoivoho Amerikana sy fari-ponenana diplaomatika manerana ny tontolo Miozolmana (indrindra fa ny namonoana ny Ambasadaoro Christopher Stevens su ireo olona telo mpiara-miasa taminy tao Libya), dia nijery ny firongatry ny resaka ara-pinoana any amin'ny taniny ireo Rosiana bilaogera, ary nampiasa iny zava-nitranga iny ho toy ny fotoana...
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...