Tantara mikasika ny Voina tamin'ny Desambra, 2007
Malayzia : Sarin'ny tondra-drano
Ny blaogy Kickedefella dia manapariaka sarin'ny tondra-drano any Kampung Gelang Mas – Nosy any amin'ny faritra Atsinan'i Malayzia : « According to one villager, this particular area has never been...
Meksikô : Fampivadiana hai-tao-trano sy ny fampihenam-bidy ho fanarenana ny rava any Tabaskô
Ny mpiblaogy HJ Barranza dia mamovoafy ao amin'ny blaoginy Neverwonderland izay fomba hampivadiana ireo traikefan'ny hai-tao-trano sy izay fomba hampihenam-bidy ny fanorenana mba hanampiana ny fanarenana ilay tanàna ravan'ny tondra-drano any Tabaskô, Meskikô : « While...