Tantara mikasika ny Voina tamin'ny Novambra, 2015
Fanomezan'i Mali voninahitra ireo lasibatra sy ireo maherifo tsy fantatra anarana nandritra ny fanafihana ny Radisson Hôtel ao Bamako
Misaona ny maty ao aminy i Mali ary manome voninahitra ny maherifony
Manadihady Ireo Vaovaon'ny Gazety Nentim-paharazana Momba ilay Fiaramanidina Rosiana Nianjera Tany Ejipta Ireo Mpampiasa Ny Media Sosialy
Fony hitan'ireo mpivady Rosiana tao amin'ny vaovao harivan'ny fahitalavitra ny sariny tao amin'ny Instagram, ho "olona niharan-doza tamin'ilay fianjeràna fiaramanidina tany Sinai," nandeha tany amin'ireo media sosialy izy ireo mba handravàna ilay hadisoana.
Tao Anatin'ny Fotoana Mangidy Indrindra Ho Azy No Namiràtan'ny Tsara Indrindran'i Parisy
"Ao anatin'ny fotoanan'ny fahoriana, mivoaka ny tena toetra marin'ny vondrom-piarahamonina iray. Ho an'ireo manolotra #PorteOuverte, mahatonga ahy hirehareha amin'ny maha-olombelona ahy ianareo."
Ao Amin'ny “Cafe de Monk” Ao Japana, Afaka Misotro Kafe, Mihinana Mofomamy Ary Misy Mihaino Ireo Niangana Tamin'ny Tsunami
Efa ho dimy taona lasa izay ny nisian'ny tsunami sy ny loza ara-nokleary tao Japana, an'arivony ireo izay mbola mijaly ny voka-dratsin'izany. Ka nanangana fisotroana kafe vonjimaika ny moanina Bodista Japoney iray mba hamaly ny filàn'izy ireo.