Tantara mikasika ny Voina tamin'ny Jona, 2011
Ukraine: Fahatsiarovana sy sarin'i Chernobyl tamin'ny volana Aogositra 1986
Nigadona tany amin'ny Orinasa Famokarana Angovo nokleary any Chernobyl ny mpampiasa LJ av-strannik , i Aleksandr Strannik , monina any Mosko, tamin'ny tapaky ny volana Aogositra 1986, efa-bolana teo ho eo taorian'ny fipoahan'ny fitaovana fampandehanana #4 ny 26 Aprily, hanatrika ny ezaka fanadiovana amin'ny maha injeniora amin'ny fitsofana azy. Dimy...
Arzantina: Tsy Hay Tohaina Ny Lavenon'ilay Volokano Puyehue Any Amin'ny Faritr'i Arzantina
Mamely faritra maro any Arzantina ny lavenona nateraky ny fipoahan'ilay Volokano Puyehue any Chile, nahatonga ny manampahefana hametraka ny fepetra noho ny hamehana any amin'ny faritr'i Patagonia. Io fipoahana io no ho isan'ny loza voajanahary goavana indrindra nidona tamin'ny firenena tato anatin'ny taona vitsivitsy.
Shina: TOhodranon'i Three Gorges , Fotoana Natao Hisainana
Nandritra ny 17 taona nilaina nananganana azy ary mandra-pahatongan'ny fahavitany tamin'ny Oktobra2008, nidehaka i Sina fa io tetikasa io dia hiditra ao anatin'ny asa fananganana sy zava-mahatalanjona erantany. Tao amin'ny fivorian'ny komity mpitantanana ny Filan-kevi-panjakana natao ny 18 May teo, dia nisy fanambaràna iray navoaka nilaza ny voka-dratsy goavana entin'ilay...
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...