Tantara mikasika ny Voina tamin'ny Janoary, 2011
Korea Avaratra: Mitombo ny Fitarainan'ny Vahoaka
(Ny rohy dia amin'ny teny Anglisy sy Koreana) Nitatitra ireo teratany Koreana Tavaratra fa ao anatin'izao olan'ny tsy fahampian-tsakafo izao ary ny fifandimbiasan-toerana efa an-dàlana, maro ny vahoaka Koreana Tavaratra no mandefa ny tarainan-dry zareo mikasika ny fianakaviana Kim, hoy ny Daily NK manoratra [ko], Koreana Tavaratra iray monina ao ...
Amerika Latina : tamberina ny taona 2010
Tamin'ny 2010 no nisy horohorontany goavana indrindra namely an'i Chili, filoham-pirenena nandray ny asany, ny filoha any Argentine teo aloha nodimandry tampoka, ny loka Nobel momba ny literatiora nomena ilay terantany avy any Peru Mario Vargas Llosa, ary ny Global Voices nanao ny fihaonana an-tampony tany Santiago, Chili. Andeha hiverenantsika ireny...
Japana: Ny herintaona nitorahana bilaogy
Satria voafidy ny tarehin-tsoratra 暑 (sho) izay midika 'mamay na hafanana' hanehoana ny taona 2010 tamin'ny fankalazàna isan-taona [en] tao Kyoto, ndeha isika hijery fantina "lohahevitra mamay" izay norakofan'ny Global Voices tamin'ity taona ity.