· Jona, 2010

Tantara mikasika ny Voina tamin'ny Jona, 2010

Hongrie: Tatitra an-tsary sy video avy amin'ireo mpitoraka blaogy momba ny tondra-drano

  06 Jona 2010

Tsy mbola tapitra akory ny tondra-drano namely ny faritra Afovoany sy Atsinanan'i Eraopa tamin'iny herinandro lasa iny. MTI, masoivohom-baovao iray avy any Hongrie, dia nitatitra fa hatramin'ny 15 May fa noraisina ny fepetra vonjimaika ho fiarovana amin'ny tondra-drano ami'ny sisin-drenirano mirefy 930 km, nampiasana gonim-pasika 3.6 tapitrisa ary nanaingana ny...

Goatemala: mampihatra ny fahamehana vokatry ny rivo-doza Agatha

  03 Jona 2010

Taorian'ny fihetsehan'ny volokano Pacaya mafimafy kokoa tamin'ny herinandro lasa, dia niforona nanakaiky an'i Amerika afovoany ny rivo-doza Agatha ka namely mafy an’ i Gatemala, nandrava be tany amin'ny faritra avo, maro ny olona tsy hita popoka, olona maty 93 raha kely indrindra, lalana tapaka, tetezana tapaka ary namotika be koa...