· Novambra, 2017

Tantara mikasika ny Voina tamin'ny Novambra, 2017

Ny Hopitalin'i Bagram Ao Egypta

  20 Novambra 2017

Nanamarika ity lahatsoratra manaraka ity ho toy ny  "resaka momba ny fitaomam-panahy" i Jessyz ao amin'ny bilaoginy Chocolate Mints in a Jar ("Boati-tsôkôla misy solila") , bilaogy iray amin'ny teny Anglisy:

Iran : Andiana Tafiodrivotra Nifanesisesy

  16 Novambra 2017

Tato anatin'ny herinandro vitsivitsy, maro ireo tanàndehibe Iraniana any atsimo sy atsimo-atsinanan'ny firenena no nandalovan'ny tafiodrivotra maromaro. Bilaogera Iraniana maro no nitsikera ny fampahalalam-baovao Iraniana noho ny tsy fitaterany azy ireo ka dia namoaka ny lahatsary sy sary antserasera maromaro izy ireo.

Ny Bitsibitsika Afgana : Hankalaza Sa Tsia!

  09 Novambra 2017

Miresaka momba ny tsingerintaona nirodanan'i Kabul teo am-pelatànan'i Mujahedin ireo bilaogera Afgana . Tsy mitovy hevitra izy ireo na hankalaza izany na tsia. Nahoana no tokony hankalaza io andro io ny vahoaka Afgana? Moa ve nahazo fahafahana, rariny ve izy ireo na ....