Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

· Desambra, 2016

Tantara mikasika ny Voina tamin'ny Desambra, 2016

13 Desambra 2016

Haingana be Ny Firaisankina Nasehon'ny Bolgara Taorian'ilay Lozam-Piarandalamby tao Hitrino

Fito raha kely indrindra no maty tamin'ny fipoahana taorian'ny lozam-piarandalamby tany amin'ny iray amin'ireo faritra mahandra indrindra ao Bolgaria

03 Desambra 2016

Tafakatra 100 Ny Isan'ireo Maty Taorian'ny Fipoahan'ny Kamiao Mpitondra Akoran'Afo Tao Afovoan'i Mozambika

Nilaza ny fanambarana farany avy amin'ny governemanta ao Mozambika fa olona 100 no maty fara fahakeliny, taorian'ny fipoahan'ny kamiao mpitondra solika tao Caphiridzange, distrika ao an-tanàndehiben'i Moatize , faritanin'i Tete , akaikin'ny sisin-tany ifanolorana amin'i Malawi.

01 Desambra 2016

Nisaritaka Ny Haino Aman-jery Japoney Taorian'ny ‘Naminanian'ny’ Mpamantatra ny Hoavy Hoe Hisy Horohorontany Mafonja

"Matsubara Teruko, izay naminany ny horohorontany tany Tohoku tamin'ny 2011, dia ohatra iray amin'ny filazana hoe " na dia ny famantaranandro efa mijanona aza dia indroa manondro ny ora marina ao anatin'ny iray andro ". Inoy arakarak'izany ny faminaniany.