Tantara mikasika ny Voina tamin'ny Febroary, 2010
Chili : Tahotra Tsunami tany amin'ny nosin'i Paska
Fanta-daza noho ireo sary sokitra Polyneziana izay manintona mpizahantany manerantany ny Nosin'ny Paska. Fantatra amin'ny anarana napetraky ny mponina ao ho Rapa Nui moa ity anatin'ny zaratanin'i Chili ity, izay...
Chili: Horohorontany tany Chili hitan'ny mason'ny olona
Santiago taorian'ny horohorontany nopihan'i pviojo CC-By Koa satria moa efa hadiva hilentika ny masoandro dia nitombo isa ireo lahatsary mitantara ny horohoroontany nahatratra 8,8 izay nihatra tamin'i Chili tamin'ny 3:30...
Chili : Horohorontany mahatratra 8,8 refy Richter
Horohorontany manana herim-pihetsehana 8,8 amin'ny refy Richter no nandona ny faritr'i Maule tamin'ny 3:34 maraina tany an-toerana any Chili io. Heno hatrany an-drenivohitra Santiago izay 325km miala ny ivony ny...
Haiti: Fisaonana sy fitiavana
Na dia eo aza ny fahasarotana iainan'ny vahoaka Haitiana hiverina amin'ny fiainana andavanandro taorian'ny horohorontany tamin'ny 12 janoary lasa teo dia nahazo vahana tao amin'ny tontolon'ny bilaogy ny fankalazana ny...
Hoy ny mpamahambolongana Amerikana momba ny fangalaran-jaza kamboty Haisiana
Raha eo andalam-panarenana sy fanorenana i Haiti, dia misy indray ny fanahiana ny mikasika ny kilonga indrindra moa fa ny kamboty. Efa maro ny tatitra momba fitadiavan'ireo mpanondran-jaza mitady kilonga...
Haiti: Fomba fahitan'ireo tanora momba ilay horohorontany
Na dia betsaka aza ny tatitra natao taorian'ilay horohorontany mirefy 7,3 nanimba ampahany betsaka tamin'ny renivohitr'i Haiti, nisy vondrona mpitoraka blaogy haitiana iray adinodino - ireo tanora. Ity misy topimaso kely amin'izay lazain'ireo tanora momba ity loza ity, izay nanokatra vanim-potoana iray vaovao teo amin'ny fiainan'izy ireo.
Global Voices any Haiti: Ny Ekipanay any an-Toerana
Taorian'ny horohorontany tamin'ny 12 Janoary tany Haiti, nandefa ekipan'olon-droa any Port-au-Prince ny Global Voices mba hanampiana ny fitateranay vaovao momba ireo ezaka fanarenana, sy hanairana ny fandraisana anjaran'ireo any an-toerana amin'ny haino aman-jerin'ny olom-pirenena. Ireto ny antsipirian'ny tanjona iasan'i Georgia Popplewell sy Alice Backer.
Sary mihetsika: Antso vonjy ho an'i Perou Atsimo tratran'ny tondra-drano
fahatezeran'i rio urubamba avy amin'i Carlos Jose Rey ao amin'ny Living in Peru, nahazoana alàlana Nahatonga ny mponina any Cusco sy ny manodidina azy any Perou hihetsika handefa sarimihetsika tamin'ny...