Tantara mikasika ny Voina tamin'ny Novambra, 2016
Mbola An'arivony No Tsy Manan-kialofana Ireo Tra-boinan'i Haiyan Telo Taona Taty Aoriana
Nomena dikany vaovao ny vonjy taitra. Lasa nampiandrasana sy nangataka hiavotan-tenany mihitsy aza ireo sisa velona raha tokony hahazo fanampiana haingana.