· Novambra, 2007

Tantara mikasika ny Zavakanto & Kolontsaina tamin'ny Novambra, 2007

Albanie: Fanasandamban i Tirana

  06 Novambra 2007

Izay mahita mety ho tsipaky ny hehy, ny hafa kosa karazan'ny rikoriko ihany: Mba mieritreritra ny handravaka amin'ny fomba miavaka ny tranony izay tsy maintsy ihafiana onenany ny olona ao aminy na dia tsy tiany loatra aza ny mipetraka ao, dia jereo eto (tsindrio eto) ange ny ataon'ny mponina amin'izany tanàna...

Shina: Sainam-pirenena nampiady

  05 Novambra 2007

Nampiseho tampoka ny sainan’ny Repoblikan’I Shina (tsy Repoblika Entim-bahoaka an’i Shina izany) i Liu You-chen, mpilalao E-spaoro Taywaney teo ampandraisana ny medaily varahin’ny Lalaon’ny Aterineto manerantany [World Cyber Games (WCG) 2007] notontosaina tany Seattle USA nandritra ny fotoam-panolorana medaily. Nampirongatra ireo mpilalao tahaka an’i Sha Junchun (aka PJ) sy Li...