Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Fiovana amin'ny mpitantana ny Lingua frantsay!

Salama daholo!

Vao tsy ela akory izay i Laila Le Guen no nanapa-kevitra ny hiala tsy ho mpitantana ny fandikan-teny frantsay. Nahafehy tsara ny Lingua frantsay i Laila, izay nanatevin-daharana ny ekipanay Mpitantana ny Fandikan-teny, roa taona lasa izay! Misaotra betsaka, Laila! Nahavita be tamin'ny fitantanana ny ekipa ianao 🙂

Laila dia nanolotra an'i François Noverraz ho mpitantana ny fandikan-teny mpisolo toerana izay ho Mpitantana ny Fandikan-teny hatramin'ny faran'ny taona, ary hanampy mandritra ny fotoana hitadiavana olona manaraka hitantana ny tranonkala! Mpandika teny i François ary mpampianatra teny frantsay manana diplaoma sady efa za-draharaha amin'ny fampianarana teny frantsay ho fiteny vahiny. Tongasoa eto amin'ny fitantanana François!

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.