Songadina Global Voices volana Septambra 2021

Seho tamin'ny Fetiben'ny La Mama Negra andiany 2009, izay atao indroa isa-taona ao an-tanànan'i Latacunga any Ekoadaoro – indray mandeha amin'ny faran'ny volana Septambra sy amin'ny volana Novambra indray. Ahitana ny fomban-drazana Aymara, Inca, Maya, Afrikana ary Espaniôla ny fetibe ho fanomezam-boninahitra an'i La Virgen de la Merced (Virjin'ny Famindram-po) izay, araka ny lovan-tsofina, niaro ny tanàna tamin'ny fipoahan'ny Cotopaxi, ilay volkano avo indrindra eto ambonin'ny tany.  Sary avy amin'i Jose Pereira (CC-BY-ND 2.0)

Misaotra ny rehetra tamin'ny asa niavaka nataonareo rehetra tamin'iny volana Septambra 2021 iny! Ireto ny sasantsasany tamin'ireo songadina tamin'iny volana iny:

Tongasoa ireto mpandray anjara vaovao ireto izay namoaka ny lahatsorany GV na fandikan-teniny voalohany tamin'ny volana Septambra 2021!

A Podda, Andrea Agostini, Aniekan Augustine-Edet, Azza Moghazy, Banana, Caterina Pilò, Chiara Rao, Eman Fahmy, Erika Garlet, Giada Pierri, Guldana Khamzina, Irene Pollio, Javier Ramos Nistal, La Antígona, Laura Spadafora, Marco Pauciullo, Maria Repnikova, Rawda Said, Rosamaria Marchetti, Rossella Di Lecce, Salman Mohammad Ahmad, Thibault Poujol, Tomanjo Arto.

Mpiara-miasa vaovao amin'ny fampitam-baovao: Chai Khana

Isan'ny tantara navoaka tato amin'ny GV amin'ny teny Anglisy: 97 (nidina raha 107 tamin'ny volana Aogositra)

Totalin'ny jeripejy rehetra (tranonkala rehetra): 432,987 (nidina raha 554,550 tamin'ny volana Aogositra)

Lahatsoratra 10 voalohany araka ny jeripejy (lahatsoratra vao haingana ihany):

  1. The story of a potato biscuit-chips fusion — how a Bangladeshi brand mesmerised India nosoratan'i Abhinash (21,183)
  2. The origins of ‘liming’ in Trinidad and Tobago nosoratan'i Janine Mendes-Franco (18,192)
  3. China's crackdown on business, media and entertainment sectors is packaged as a ‘profound revolution’ nosoratan'i Oiwan Lam (2,617)
  4. China in Ethiopia: Between a savior and an exploiter? nosoratan'i Maria Repnikova (2,152)
  5. Khaby Lame exposes Italy’s citizenship flaws and the plight of Black content creators on TikTok nosoratan'i Njeri Wangari (1,721)
  6. A month after vaccine mandate protests, opposition figures arrested in St Vincent & the Grenadines nosoratan'i Flora Thomas (1,718)
  7. Why did Twitter support Nigeria’s #EndSARS and not Ghana’s #FixTheCountry? nosoratan'i Kofi Yeboah (1,606)
  8. How a Haitian bakery is using the breadfruit tree to foster resilience after the earthquake by Emma Lewis (1,295)

8. Ny fomba nampiasàn'ny Haitiàna iray ny soanambo mba hiteraka fahazakàna dona taorian'ny horohorontany nosoratan'i Emma Lewis (1,295)

9. Behind Chinese Wikipedia user ban: threats, verbal attacks and election canvassing nosoratan'i Oiwan Lam (1,021)

10. China-funded Kaliwa dam in the Philippines flagged for irregularities nosoratan'i Mong Palatino (927)

Ireo firenena 15 voalohany nahitana ireo olona nitsidika ny tranonkala GV:

    1. Etazonia
    2. India
    3. Alemaina
    4. Brezila
    5. Meksika
    6. Canada
    7. Frantsa
    8. Filipina
    9. Fanjakana Mitambatra
    10. Espaina
    11. Trinite sy Tobago
    12. Japana
    13. Kolombia
    14. Italy
    15. Pero

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.