Malagasy citizen, Bachelor of Communication and law masters'degree. I have many years of experience in seo writing, editing and translating. Particularly interested in free expression, education, journalism, social media, human right and international relation. Follow me on my twitter @mammysou. You can visit my blog in french language Info-plaisir and my blog in my native language Mamy ny soa.
Lahatsoratra farany an'i Raveloaritiana Mamisoa tamin'ny Oktobra, 2011
Tonizia: Ny Fifidianana 23 oktobra Fitsapana Demokratika Lehibe
Andro vitsivitsy sisa no andrasana ka itsapana voalohany amim-pomba demokratika ny “Lohataona Arabo” izay nampianjera fitondrana jadona telo tany Tonizia, Ejipta ary Libya. Ny alahady 23 oktobra ho avy izao no hifidy ny antenimieram-panorenana handrafitra ny Lalampanorenana vaovao sy hanangana governemanta tetezamita ny Toniziana. Andrasana fatratra ny fifidianana any Tonizia, izay...
Ejypta: Misaona Ireo Mahery Fo Tamin'ny Maspero
Niara-nisikina ny Ejypsianina taorian’ ilay herisetra tamin'ny 9 oktobra niseho tao amin'ny tranoben'ny fahitalavi-panjakana Maspero, izay natao fitaovana handrisihana ireo Miozolomana hanohitra ny Kristianina sy ny mifamadika amin'izany. Nitarika fahafatesan'olona 25 eo ho eo sy faharatrana 200 ny fifandonana teo amin'ny mpanao fihetsiketsehana sy ny mpitandro ny filaminana nandritra ny hetsiky...
Myanmar: Tsy Noraharahian'ny Praiminisitra Thailandey ve i Aung San Suu Kyi?
Nitsidika an'i Myanmar tamin'ny herinandro ny Praiminisitra Thailandey Yingluck Shinawatra fa nahalasa saina ny mpiserasera ny tsy nitsidihany ny olomangan'ny demokrasia Aung San Suu Kyi. Indreto ny sasantsasany amin'ny hevitra nivoaka nadika tamin'ny teny Birmana.
Però: Mick Jagger Nitsidika an'i Lima
Nanomboka niely ny tsaho tamin'ny Asabotsy atoandro 8 oktobra lasa teo fa nitsidika an'i Lima i Mick Jagger. Nanomboka izany tsaho izany ny fandefasana sary manjavozavo nalefan'ny Mpisionkatserasera César Bejarano (@Cesar_Bejarano) izay navoakan'ny gazety Perú 21 kinova an-tserasera ao an-toerana ihany koa. Ahitantsika olona mitovy amin'ilay mpanankato Anglisy fanta-daza ny ao anatin'izany....
Panama Nanokatra ny Lalao Fiadiana Ho Tompondaka Eran-tany Amin'ny Baseball
Nosokafana tamin'ny Asabotsy 1 Oktobra, ny fiadiana ho tompondaka erantany faha-39 ny Baseball (IBAF). Nahazo voninahitra hampiantrano azy ity i Panama tamin'ny volana Novambra farany ary sambany no nampiantrano hetsika goavana tahaka izao ity firenena malaza amin'ny fankafizana baolina fandaka ity. Tsy ho eo amin'ny resaka fanatanjahantena ihany no hiavaka ity...
Bahrain: Tanora Mpanao Fihetsiketsehana Maty Nisy Nitifitra
Nitrangàna fihetsiketsehana tao Barhain tamin'ity herinandro ity noho ny fahatezeran'ireo olona misaona nandevina an'i Ahmed Al-Qattan 16 taona, maty voatifitra tamin'ny basim-borona araka ny voalazan'ny minisitry ny Atitany, izay tsy mba milaza ny marina momba ny antony nahafatesan'ireo mpanao fihetsiketsehana: @moi_bahrain: Nilaza ny tatitra avy amin'ny dokotera mpizaha ao amin'ny...
Yemen: Arahabaina i Tawakkol Karman
Fitantarana manokana mikasika ny Fihetsiketsehana ao Yemen taona 2011 ity lahatsoratra avoakanay ity. Nisesisesy ny fiarahabana avy eny rehetra eny hatramin'ny nanambarana ny anaran'ny olona nahazo ny Loka Nobel ny Fandriampahalemana amin'ity taona ity izay efa niandrasana hatry ny ela. Mpanao gazety Yemenita sady mpitolona i Tawakkol Karman, manampy ny Filoha...
Tonizia: Bilaogera Arabo Niresaka Momba ny Toe-draharaha ao Syria
Notsarovana sy noresahan'ireo mpandray anjara marobe manokana i Syria tamin'ny Fihaonan'ny Bilaogera Arabo andiany fahatelo tao Tonizia tamin'ity herinandro ity. Tsy nolazaina firy tamin'ny adihevitra momba ny Syria ny fifaliana nateraky ny revolisiona tao Tonizia sy Ejypta, izay ahitana ny fitomboan'ny herisetra ataon'ny fitondrana, mananika ny 3000 ireo namoy ny ainy, kanefa...
Tontolo Arabo: Mandria Am-piadanana Steve Jobs
Misaona ny tontolo Arabo noho ny fahafatesan'i Steve Jobs , mpitarika manana vina ao amin'ny orinasa Apple. Mameno ny valantserasera ny Fanomezam-boninahitra azy ary taitra tamin'ny torimasony ny mpiserasera raha nandre ny vaovao. Avy any Arabia Saodita, Aziz Shalan ni-tweet hoe: شكراً ستيف، ماقدمتة لنا ليس منتجات ربحية، بل فرصة لتغير...
Fihaonan'ny Bilaogera ao Tonizia Andian'ny Fahatelo
Nisokatra tamin'ny Alatsinainy 3 oktobra tao Tonizia ny Fihaonana fahatelo ny bilaogera arabo, valandresaka no nisantarana izany. Niara-nikarakara ity fihaonana ity ny Global Voices, Nawaat sy ny fikambanana Heinrich Böll ; teo amin'ny bilaogera an-jatony teo izay saiky avy amin'ny firenena Arabo no nandray anjara tamin'izany. Mazava ho azy, fa voatantara betsaka tamin'ny...