Hong Kong: miatrika fandrahonana ara-pitsarana ireo mpamandrika amin'ny fantsona sy blaogin'ny mpikatrokaNisambotra mpamandrika sehatra anjotran'ny mpikatroka an-tsesitany ny polisin'ny Hong KongMpanoratra Oiwan Lam Nandika Andriamifidisoa Zo24 Desambra 2023
Taham-pahavitrihana ambany indrindra tamin'ny fifidianana filankevitry ny distrika ‘tia tanindrazana irery ihany’ tao Hong KongNofoanana avokoa ny mpanohitra manan-danja rehetra ao anatin'ny rafi-pifidianana vaovao Mpanoratra Oiwan Lam Nandika Raveloaritiana Mamisoa18 Desambra 2023
Ao anaty fitotonganan-toe-karena, antsoina hoe ‘relika’-n'ny foibe ara-bola iraisampirenena i Hong KongManeso ny zava-bitan'ny tsenam-bola marefo ao an-tanàna ny anara-petaka Mpanoratra Oiwan Lam Nandika Raveloaritiana Mamisoa15 Desambra 2023
Andro iraisampirenena ho an'ny ankizy: Post-Covid, tsy maintsy miantoka ny zon'ny ankizy i Hong KongAndao hohenoina ny ankizy ary atrehina ireo olana manimba tenaMpanoratra Hong Kong Free Press Nandika Andriamifidisoa Zo06 Desambra 2023