· Janoary, 2012

Tantara mikasika ny Hong Kong (Shina) tamin'ny Janoary, 2012

Hong Kong: Hetsika Tselatra Fanoherana Marika Lafovidy Iray

  10 Janoary 2012

Olona an'arivony no nanao fihetsiketseham-panoherana teo an-tokotany manoloana ny tsenam-barotra Dolce & Gabbana's ao amin'ny lalan'i Canton, toerana ivangongoan'ny mpizahantany ao Hong Kong indrindra, omaly (8 Janoary 2012). Mivory ny olona, mikorotandrotana noho ny nataon'ny mpiambina ilay tsenambarotra Italiana malaza vao nandrara mpaka sary monina ao izay monina ao Hong Kong...