· Novambra, 2011

Tantara mikasika ny Hong Kong (Shina) tamin'ny Novambra, 2011

Hong Kong : Maninona No Bodoina Ny “Foibe”?

  10 Novambra 2011

Vondrona iray misy ireo mafàna fo ao Hong Kong no nibàhana ny rihana ambany amin'ilay trano avo lehibe malaza atao hoe HSBC tao amin'ny Distrika Foibe efa ho herinandro. Ilay fibodoana dia nanome toerana hisainana ho an'ny olona mba hijereny ny olana misy eo amin'ny sehatra ara-toekarena.