· Aogositra, 2015

Tantara mikasika ny Hong Kong (Shina) tamin'ny Aogositra, 2015

Sary Mampiseho Ny Fahasamihafana Ara-kolontsaina Eo Amin'i Hong Kong sy Shina

  27 Aogositra 2015

Vao haingana izay ny vondron'artista miorina ao amin'ny Facebook antsoina hoe Local Studio Hong Kong no namoaka andiam-pandravahana mitondra ny lohateny hoe "Hong Kong tsy i Shina", manamarika ny fahasamihafana eo amin'ny fiarahamonin'i Hong Kong amin'i Shina Tanibe eo amin'ny lafiny politika, sosialy, fiteny ary kolontsaina.