Tantara mikasika ny Hong Kong (Shina) tamin'ny Marsa, 2024
Hiala ao Hong Kong ny seha-baovao Radio Free Asia vatsian'i Etazonia
Efa vonona ny hiala an'i Hong Kong ny Radio Free Asia (RFA) novatsian'i Etazonia vola, izay nampangain'ny gazety tohanan'i Beijing ho “anti-Shina”