Tantara mikasika ny Hong Kong (Shina) tamin'ny Jona, 2021
Nohamafisin'i Hong Kong ny lalàna mifehy ny fiainana manokana hanoherana ny “doxxing”
Raha lany ilay lalàna, moa ve hampihatra tsy misy fiangarana azy io ny Kaomisera mpiaro ny Fiainana Manokana, handray an-tànana ny "doxxing" tsy ijerena izay (tena na heverina ho) fironana politikan'ilay iharany?
Taorian'ny fanakatonana ny Apple Daily, namafa lahatsoratra sy nampiato famandrihana ilay media nomerika Stand News ao Hong Kong
Nilaza ilay famoahambaovao nomerika Stand News fa hanàla lahatsoratra fanehoankevitra sy tsanganana navoakany talohan'ny volana May ary hampiato ny fanekena fanomezana mba hampihenana ny mety ho kinanga hanjo azy araka ny lalàna momba ny filaminam-pirenena.
Fahatsiarovana ny Tiananmen ao Hong Kong: Hetsi-pifandanana miha-mampididoza
Na dia be aza ireo fandrahonana ara-pitsarana dia mitady fomba hahatsiarovana ny 4 jona ny Hongkongers.