· Aogositra, 2011

Tantara mikasika ny Hong Kong (Shina) tamin'ny Aogositra, 2011

Shina sy Hong Kong: Voasambotra noho ny fiakanjoana T-shirt politika

  24 Aogositra 2011

Nanao fitsidihana telo andro, izay nanomboka ny 16 aogositra 2011, tany Hong Kong i Li Keqiang, lefitry ny premier shinoa ankehitriny sady ny handimby ny premier [Lehiben'ny governemanta] ankehitriny. Ny andro voalohan'ny fitsidihana nataony dia niseho ho miahy [mijery] ny fiainana andavanandron'ny mponina ao Hong Kong i Li tamin'ny famangiana trano...