Tantara mikasika ny Hong Kong (Shina) tamin'ny Aogositra, 2023
Nolavin'ny fitsarana ao Hong Kong ny fangatahan'ny governemanta handràra ny hiram-panoherana manohana ny demaokrasia
Mihevitra ny mpitsara fa ny olona tsy manan-tsiny mihitsy no mety hijanona tsy handray anjara amin'ny hetsika ara-dalàna mifandraika amin'ny hira noho ny tahotra ny fandikana ny didy.