Tantara mikasika ny Hong Kong (Shina) tamin'ny Mey, 2022
Nivarina avy amin'ny “Mahafa-po” nankany amin'ny ‘Manahirana’ ny fahalalahan'ny asa fanaovan-gazety ao Hong Kong tao anatin'ny taona vitsivitsy
Nidina ambany ny laharan'i Hong Kong noho ny fampiharana ny lalàna momba ny fiarovam-pirenena sy ny fanenjehana ireo mpanao gazety.