Tantara mikasika ny Hong Kong (Shina) tamin'ny Marsa, 2015
“Tsy Misy Rà Ho an'ny Fiheboheboana!” Manohitra Ny Foaran'ny Hoditra Biby Ireo Mpiaro Ny Zon'ny Biby Ao Hong Kong
"Voalohany amin'ny tsenan'ny hoditra biby eran-tany" i Hong Kong, noho ny tinady avy any amin'ny taniben'i Shina. Mandritra izany fotoana izany, manototra ny tsena anatiny ihany koa ireo vokatra hoditra biby mora vidy.
Natao Hanasàna Atidoha Ny Ankizy Ao Hong Kong Ve Ilay Hira Manintona ‘Shina No Reniko’ ?
Indroa ny sekoly Katolika iray no nandefa ilay hira nandritry ny fivoriambe fanaony isan-kerinandro. Ahian'ny sasany amin'ireo ray aman-dreny hoe mariky ny ezaka ataon'i Hong Kong io hampidirana ilay "fanabeazana tia tanindrazana" ho ao anaty fandaharam-pianaran'ny sekoly io.