· Jona, 2012

Tantara mikasika ny Hong Kong (Shina) tamin'ny Jona, 2012

Shina: Avela Heloka Ny Mpandripaka Olona Tao Tiananmen?

  07 Jona 2012

Nandritra ny fotoana fiareta-tory fanao isan-taona tamin'ny 4 Jona 2012 tao Hong Kong no nanoratan'ilay mpitarika mpianatra teo aloha Chai Ling tao amin'ny Huffington Post fa efa navelany ny heloky ny mpamono olona nandritra ny fandripahana. Tsy manaiky izany ijoroan'i Chai Ling izany ny mpitarika mpianatra iray hafa Wang Dan ka namoaka fanambarana ampahibemaso izay niteraka adi-hevitra.