Tantara mikasika ny Hong Kong (Shina) tamin'ny Jona, 2017
Ao Hong Kong, Angatahan'ireo Mpikatroka Ireo Toerana Fisakafoanana Mba Hanaisotra Anaty Tolotra Sakafony Ny Lasopy Misy Sombinelatra Antsantsa
"Toy ny fanànan'ireo mpanjifa ao Hong Kong andraikitra amin'ny fampitsaharana ny fihinanana sombinelatra antsantsa, dia manana andrkitra ihany koa ireo vondrona toy ny Mazim's amin'ny fampitsaharana ny fivarotana izany.."
Voasivan'ny Apple Ao Hong Kong Sy Taiwan Ny ‘China Uncensored’, Fandaharam-baovao Mpaneso
"Tsy ilaina ny mifanditra mikasika ny fanapahankevitrareo momba ny tsenanà fampiharana ao amin'ny tanibe Shina ... kanefa i Hong Kong sy i Taiwan [...] dia manana ny rafi-pitondrany mahaleo tena."
Nolavin'ny Facebook “tamim-pahadisoana” Ny Sary Famantarana Ho Fahatsiarovana Ny Fandripahana Tao Tiananmen
Niala tsiny ny Facebook noho ny fandràrana "tamim-pahadisoana" ny fampiasana sary famantarana vonjimaika ho fahatsiarovana ny Fandripahana tao amin'ny Kianja Tiananmen, izay natao tamin'ny 4 Jona 1989.