Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

· Janoary, 2016

Tantara mikasika ny Hong Kong (Shina) tamin'ny Janoary, 2016

Nahoana No Antsoin'ny Mponin'i Hong Kong hoe “689” Ny Filoha Mpanantateraka CY Leung ?

Tsy anaram-bositra tsara ny 689

Taiwan: Miarahaba Ny Vehivavy Voalohany Voafidy Ho Filoha

Nifidy ny vehivavy voalohany ho filohany i Taiwan, Tsai Ing-wen, mpirotsaka avy amin'ny mpanohitra, nahazo ny 56,12 isanjaton'ny vato (6.897.744 ) tamin'ilay fifidianana malaza (efa ho 7 tapitrisa), nandresy mavesatra ireo mpifanandrina taminy

Tahotra Ny Amin'ny Fahalalahan'ny Asa Fanaovana Gazety Any Hong Kong Aorian'ny Fividianan'ny Alibaba Ny South China Morning Post

Manahy ireo mpanao gazety any Hong Kong fa ilay gazety, izay efa notsikeraina fa mpomba an'i Beijin taona vitsivitsy izay , no hanjary mpitondra tenin'ny governemanta any Shina.

Zimbazimbain'i Hong Kong Ireo Fesotse Shinoa Rehetra — Ara-bakiteny sy Ankolaka

"Tsy tianao ilay tena izy ka dia vonoinao izy rehetra. Avy eo ianao manitsaka ilay tsy tena izy ka maka sary no sady mihomehy. Karazana toetsaina toy inona re izany e?"

Atahoran'ireo Mponin'i Hong Kong Sao Ny Fizakantenan'ny Tànanany Manoloana An'i Shina No Mety Hanjavona Manaraka Eo

"Ny tiako lazaina, angamba indray andro any mety ho isika mihitsy koa no halaina an-keriny satria isika tsy faly amin'ilay rafitra politka."

Mandrisika Ireo Mponina Ao Hong Kong Tsy Hanadino Ireo Mpivaro-boky Nanjavona Ny Zava-kanto Andalambe

“Tsy afaka ary tsy tokony hanadino ny fanjavonan'ireo olona dimy iska. Tsy ara-dalàna intsony ny fiainana andavanandro ara-dalàna.".”