· Marsa, 2011

Tantara mikasika ny Hong Kong (Shina) tamin'ny Marsa, 2011

Hong Kong : Koropaka fa tsy ampy ny vovo-dronono ho an-jazakely

  18 Marsa 2011

Nanomboka ny volana desambra 2010, niatrika ny tsy fahampian'ny ronono vovony ho an-jazakely i Hong Kong noho ireo mpividy avy any Shina  mividy rononon-jaza betsaka ao Hong Kong ary manangona izany mba hampiasaina rehefa tsy miasa amin'ny Taombaovao Shinoa. Nangataka fanadihadina avy amin'ny governemanta ny ray aman-dreny hongkongais, nanolo-kevitra izy...