Tantara mikasika ny Hong Kong (Shina) tamin'ny Mey, 2019
30 taorian'ny fandripahana olona tao Tiananmen: Ny tantara misafotofoton'ny Andriamanibavin'ny Demaokrasia
Nijanona dimy andro tao amin'ny kianjan'i Tiananmen tamin'ny taona 1989 talohan'ny vono olona mihoso-drà tamin'ny 4 Jona ny andriamanibavin'ny demaokrasia.
Mpifaninana Mozambikana nahazo ny fifaninanana bodybuilding manerantany tao Hong Kong
Maodely ho an'ny mpanabokonozatra ao Mozambika i Bruno Saraiva
Ao Hong Kong, miteraka fifandirankevitra ny ambadika ara-nofon'ny dokambarotra gilasy tofu an'i Ikea
Aposak'ilay [doka] sary an-tsaina ny vehivavy iray maniry ny ihinanana ny tenany tahaka ny tofu.
Mahatsiaro ny faha-30 taonan'ny vonoan'olona 4 Jona tany Beijing ny tetikasan'ny fampitam-baovao ao Hong Kong
"Navadika ny zava-misy [...] Tsy misy mpanao gazety tokony hamela izany hitranga. Tsy hamerina hitantara ny voina ihany izy ireo fa hilaza ny tsikariny taorian'ny fandinihana momba izany ihany koa. Izany no adidin'ny vavolombelona tsirairay tamin'ny tantara."