· Febroary, 2018

Tantara mikasika ny Hong Kong (Shina) tamin'ny Febroary, 2018

Hong Kong: GFW Ao HK ?

  10 Febroary 2018

Fotoana fohy avy eo no nanoratan'Ingahy Bijou tao anaty blaogy mikasika ilay raharaha iahiahiana ny PCCW (ilay seham-pifandraisana lehibe indrindra ao HK sy ISP netvigator) ho manivana ilay vohikalan-dahatsoratra isa-maraina ao atsimon'i Shina. Noraisin'ny ESWN ilay raharaha