· Marsa, 2019

Tantara mikasika ny Hong Kong (Shina) tamin'ny Marsa, 2019

Mamindra ny lisitry ny sivana avy any tanibe Shinoa mankany Hong Kong?

GV Mpisolovava  21 Marsa 2019

Nahita ny gazety iray eo an-toerana, AM730 [zh] fa manivana ireo tranonkala maromaro mety hanohina ara-politika ny tolotra wifi maimaim-poana an'ny governemantan'i Hong Kong. Na dia efa nisokatra indray aza ny ankamaroan'ireo tranonkala rehefa naharay ny fitarainan'ireo mpampiasa aterineto, dia mbola miahiahy kosa ireo mpiserasera sy vondrona mpiaro ny zon'olombelona.