Tantara mikasika ny Hong Kong (Shina) tamin'ny Oktobra, 2020
Matahotra lalàna mifehy ny fiarovam-pirenena, manova ny fahazaran'izy ireo ao amin'ny media sosialy ny mponin'i Hongkong
Tamin'ireo olona miisae 2587 namaly ny fitsapan-kevitra anjotra notarihan'ny The Stand News, 96 isanjato no nilaza fa matahotra ny "fahaverezam-pitenenana malalaka" ry zareo.
Amin'ny fetim-pirenen'i Shina, nahazo esoeso ny antsafa manaraka vakinteny nifanaovana tamin'ny olompirenena ‘tia tanindrazana’ Hong Kong
Miezaka i Beijing hampiseho hoe mponin'i Hong Kong ifotony ilay mpanao fihetsiketsehana pro-Shina