Tantara mikasika ny Hong Kong (Shina) tamin'ny Janoary, 2017
Ny Fiainana Ivelan'ny Asa Ho An'ny Filipino Mpanampy An-trano Ao Hong Kong
"Tokony hankafy izany isika fa tsy hipetraka fotsiny [ary ho] malahelo.", hoy Michelle Saluta , mpanampy an-trano iray, momba ny andro tsy hiasany isak'herinandro.
Nanaovan'ny Hong Kongey Fihetsiketsehana Miendrika Selfie ny “Fampirantiana” Mozean'ny Lapa
Taorian'ny dingana tetikasa ara-kolontsaina tsy nangalàna ny hevitry ny vahoaka sy ny fandanian'ny fanjakana vola be tamin'ny fandaharana tantara mitohy tamin'ny fahitalavitra mba hampiroboroboana ny tetikasa, nikarakara fihetsiketsehana madinika tamin'ny alalan'ny selfie ny Hongkongey.
Milaza ny Fanadihadiana Fa Tsy Matoky Kokoa ny Governemanta Ireo Tanora Mpiserasera Media Sosialy Ao Hong Kong
Nahita ihany koa ny fikarohana fa na dia eo aza ny hetsika antserasera matetika ataon'ny tanora, zara raha nandray anjara tamin'ny hetsika ara-politika ivelan'ny aterineto ny ankamaroan'izy ireo.
Nanokatra Tranonkalam-baovao ho Fiarovana ny Fahalalahan-Gazety ny Mpanao Gazety Zokiolona ao Hong Kong
Amin'ny fotoanan'ny korontana, tsy maintsy manavaka ny tsara sy ny ratsy isika; tsy maintsy mifikitra amin'ny zavatra mitombina isika rehefa misafotofoto ny fiarahamonina; tsy maintsy mihazona ny fizakantena amin'ny fomba matihanina isika ao anatin'ny tafio-drivotra.