Tantara mikasika ny Hong Kong (Shina) tamin'ny Novambra, 2017
Hong Kong: Voarara Ilay Dokambarotra Halloween
Mikarakara fety ho an'ny Halloween mba hisarihana mpitsidika maro isan-taona ny Zaridaina Fitsangatsanganana Ocean Park any Hong Kong . Matetika anefa dia miatrika tsikera avy amin'ny vahoaka ny dokambarotra ho an'ity hetsika ity. Norarana ny sasantsasany tamin'ireo lahatsariny tamin'ity .........