Tantara mikasika ny Hong Kong (Shina) tamin'ny Aogositra, 2017
Iza No Ao Ambadiky Ny Fahombiazan'ny Media Mpanesoeso Ao Hong Kong?
Nandritra ny taona maro, niady mba hampitombo ny tombombarotra amin'ny vanim-potoana nomerika ny indostrian'ny haino aman-jery ao Hong Kong ary hihazona ny fahamendrehana amin'ny famoahana lahatsoratra amin'ny fotoana izay mihasarotra hatrany ny fanehoan-kevitra malalaka.