· Febroary, 2009

Tantara mikasika ny Hong Kong (Shina) tamin'ny Febroary, 2009

Hong Kong: Nihemotra ny volavolandalàna momba ny fifidianana…………. Resak'alika izany!

  15 Febroary 2009

Raha toa ka ny fifanarahana tahaka ny filan-kevitry ny fifidianana no nanjary “adin’alika” eo imason’ireo ikoizan’ny lalana , Inona kosa ary izany no anjara asan’ny filan-kevitra momba ny fifidianana? Eny fa na dia ny tanjaky ny adin’alikan’ireo mpanao lalana LSD aza dia rava, mety hisy fanarenana mendrika ao amin’ny lamina tsy ara-demokratika ve ny ady hevitra eo amin’ny filan-kevitry ny fifidianana?