Tantara mikasika ny Hong Kong (Shina) tamin'ny Janoary, 2008
Shina sy Hong Kong: Jet Li sy ny fitiavan-tanindrazana
Diumanpark no namaham-bolongana momba ny resadresaka nifanaovana tamin'ilay mpilalao sarimihetsika malaza Li Lianjie fantatra amin'ny anarana hoe Jet Li any amin'ny fahitalavitra T.V interview, indrindra ny momba ny fijeriny amin'ny...
Hong Kong : fanavotana ny Lung Mei
Natsangana ny bolongana vaovao iray hanavotana faritra mando iray ao Hong Kong (zh). Maminavina hanao fandaniambola hatramin’ny HKD130 000 000 ny governemanta hananganana tora-pasika voatr’olombelona ao Lung Mei, faritra mando voajanahary ao...
Hong Kong: ny nampisy adihevitra indrindra: OAT
Raha inoana izay nosoratan'i Ben Ng, izay mazoto indrindra amin'ny famahanam-bolongana ao Hong Kong, dia ny fametrahan'ny Tribonaly no lahatsoratra mampiseho vetaveta no nampisy resaka indrindra tamin'ny tontolom-bolongana tao Hong Kong...