Tantara mikasika ny Hong Kong (Shina) tamin'ny Jona, 2016
Nofoanan'ny Lancôme Ny Seho An-tsehatra Iarahana Amin'ilay Mpihira Mpandàla Ny Demokrasia , Taorinan'ny Faneren'i Shina
"Raha orinasa iray, noho ny fomba fijery ara-barotra, no manapa-kevitra ny hanao fanivanana samirery mihoapampana toy izany, mahatonga tahotra eo amin'ny fiarahamonina ihany koa izany, ary mandrisika ny fitondrantena tsy misy antony ataon'ny mpanao jadona."