· Septambra, 2010

Tantara mikasika ny Hong Kong (Shina) tamin'ny Septambra, 2010

Filipina: niafara tamin-kerisetra ny fakana takalon'aina

  07 Septambra 2010

Nanodina fiara fitateram-bahoaka nitondra mpizaha tany tany Manila, Filipina ny polisy talohairay izay nitarika fahafatesan'ny 9 amin'ireo mpizaha tany avy any Hong Kong. Tezitra ny mponina Filipiana amin'ny aterineto , nalahelo, sady diso fanantenana. Ireto misy fanakianana vitsivitsy tamin'ny aterineto .