Tantara mikasika ny Hong Kong (Shina) tamin'ny Avrily, 2017
Lohalaharana ao Azia i Taiwan Raha Nihemotra Toerana Efatra Kosa i Hong Kong ao Anatin'ny Tondro Momba ny Fahalalahan'ny Asa Fanaovana Gazety
"Nilaza fitomboan'ny tsindry ny ankamaroan'[ireo mpiasa amin'ny media ao Hong Kong], izay miteraka fanivànan-tena iniana atao."
Fifamelezana Totohondry Noho ny Resaka Fandoavambola, Misisika Amin'ny Fanemozana Tsiny Ilay Vehivavy ny Sasany Amin'ireo Hong Konger, fa Tsy Ilay Lehilahy
Ora maro taorian'ny nipoahan'ny tantara, nohazavain'ny tompon'ny trano fisakafoanana fa raikitra ny ady satria ilay ramatoa naniry ny hifampizara ny fandaniana saingy nolavin'ilay lehilahy.
Fijerin'ny Ankizy Ny Ho Avin'i Hong Kong: Trano Ambanin'ny Rano, Fahalotoana, Dia An'Habakabaka ary Fahadiovan-Tsaina
Ny lohahevitry ny fifaninanana ho an'ny ankizy dia “Rehefa feno 20 taona aho.”
Tamin'ny Vato 777, Lasa Vehivavy Voalohany Mpitarika Ao Hong Kong i Carrie Lam Avy Any Beijina
Nampanantena izy fa "hitsabo ny fizarazarana" tao anatin'ny kabarim-pandreseny, nefa nisedra fanoherana avy amin'ireo mpikatroka mpomba ny demokrasia ilay fandreseny.